4 Ary ny Levita sasany notendren'i Davida ho mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan'ny fiaran'i Jehovah mba hankalaza sy hisaotra ary hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely:
Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16
Jereo 1 Tantara 16:4 amin'ny teny manodidina.