1 Tantara 16:5 MG1865

5 Asafa no lohany, ary Zakaria no nanarakaraka, dia Jeiela sy Semiramota sy Jehiela sy Matitia sy Eliaba sy Benaia sy Obed-edoma ary Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa Asafa no nampaneno ny kipantsona;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:5 amin'ny teny manodidina.