1 Tantara 17:14 MG1865

14 fa hampitoeriko ao an-tranoko sy ao amin'ny fanjakako mandrakizay izy; ary hampitoerina mandrakizay ny seza fiandrianany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:14 amin'ny teny manodidina.