1 Tantara 17:16 MG1865

16 Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan'i Jehovah, dia nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Andriamanitra ô? Ary zinona moa ny mpianakaviko, no nentinao ambaraka ankehitriny aho?

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:16 amin'ny teny manodidina.