1 Tantara 17:23 MG1865

23 Ary ankehitriny, Jehovah ô, ilay teny nolazainao ny amin'ny mpanomponao sy ny taranany dia ampitoero ho mandrakizay, ary ataovy araka izay nolazainao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:23 amin'ny teny manodidina.