1 Tantara 17:24 MG1865

24 Eny, aoka hampitoerina izany, ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe: Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak'i Davida mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:24 amin'ny teny manodidina.