1 Tantara 17:25 MG1865

25 Fa Hianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin'ny mpanomponao fa homenao taranaka izy; koa Izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:25 amin'ny teny manodidina.