1 Tantara 17:27 MG1865

27 dia ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa izay tahinao, Jehovah ô, dia voatahy mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:27 amin'ny teny manodidina.