1 Tantara 18:1 MG1865

1 Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy, ary Gata sy ny zana-bohiny dia nesoriny tamin'ny tanan'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:1 amin'ny teny manodidina.