1 Tantara 17:5 MG1865

5 fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin'ny nitondrako ny Isiraely niakatra ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:5 amin'ny teny manodidina.