1 Tantara 17:6 MG1865

6 Ary tamin'izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin'ny Isiraely moa nisy nitenenako akory va ny mpitsaran'ny Isiraely, izay notendreko ho mpiandry ny oloko, ka nanaovako hoe: Nahoana no tsy nanao trano sedera ho Ahy ianareo?

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:6 amin'ny teny manodidina.