1 Tantara 17:7 MG1865

7 Koa lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Izaho no naka anao tany an-tsaha, dia avy tamin'ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:7 amin'ny teny manodidina.