1 Tantara 17:8 MG1865

8 Ary nomba anao tamin'izay rehetra nalehanao Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana tahaka ny anaran'izay lehibe ambonin'ny tany ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:8 amin'ny teny manodidina.