1 Tantara 17:9 MG1865

9 Ary hifidy tany ho an'ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin'ny fonenany izy ka tsy hanana ahiahy intsony, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny tany aloha

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:9 amin'ny teny manodidina.