1 Tantara 18:3 MG1865

3 Dia resin'i Davida koa Hadarezera, mpanjakan'i Zoba akaikin'i Hamata, tamin'izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron'ny ony Eofrata.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:3 amin'ny teny manodidina.