1 Tantara 18:4 MG1865

4 Ary Davida nahazo babo kalesy arivo taminy sy mpitaingin-tsoavaly fito arivo ary miaramila an-tongotra roa alina; ary notraingotraingoin'i Davida avokoa ny soavalin-kalesy rehetra, fa ny tokony ho amin'ny kalesy zato ihany no navelany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:4 amin'ny teny manodidina.