1 Tantara 18:5 MG1865

5 Ary nony tonga ny Syriana avy any Damaskosy hanampy an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba, dia nahafatesan'i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Syriana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:5 amin'ny teny manodidina.