1 Tantara 19:10 MG1865

10 Ary rehefa hitan'i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin'ireo voafantina tamin'ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin'ny Syriana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:10 amin'ny teny manodidina.