1 Tantara 19:9 MG1865

9 Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahadin'ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:9 amin'ny teny manodidina.