1 Tantara 19:8 MG1865

8 Ary nony ren'i Davida izany, dia naniraka an'i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:8 amin'ny teny manodidina.