1 Tantara 19:7 MG1865

7 Dia nanakarama kalesy roa arivo amby telo alina mbamin'ny mpanjakan'i Maka sy ny olony izy; ary tonga ireo ka nitoby tandrifin'i Medeba. Ary nivory ny taranak'Amona niala tany amin'ny tanànany avy ka tamy hiady.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:7 amin'ny teny manodidina.