1 Tantara 19:15 MG1865

15 Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan'i Abisay, rahalahin'i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:15 amin'ny teny manodidina.