1 Tantara 19:16 MG1865

16 Ary nony hitan'ny Syriana fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia naniraka olona izy haka ny Syriana izay tany an-dafin'ny Ony; ary Sobaka, komandin'ny miaramilan'i Hadarezera, no nitarika azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:16 amin'ny teny manodidina.