1 Tantara 19:17 MG1865

17 Ary nony nambara tamin i Davida izany, dia namory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an'i Jordana, dia tonga teo aminy ka nilahatra hiady aminy. Ary nony nilahatra hiady amin'ny Syriana Davida, dia niady taminy ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:17 amin'ny teny manodidina.