1 Tantara 19:18 MG1865

18 Fa vaky nandositra teo anoloan'ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin'ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin'ny Syriana Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin'ny miaramila.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:18 amin'ny teny manodidina.