1 Tantara 19:5 MG1865

5 Ary dia nisy lasa nanambara tamin'i Davida izay natao tamin'ireo lehilahy ireo; ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra izy, ka dia hoy ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin'ny somotrareo, vao mody ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:5 amin'ny teny manodidina.