1 Tantara 19:4 MG1865

4 Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:4 amin'ny teny manodidina.