1 Tantara 19:3 MG1865

3 Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak'i Amona tamin'i Hanona: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan'i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan'ireo mpanompony ireo atỳ aminao?

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:3 amin'ny teny manodidina.