1 Tantara 19:2 MG1865

2 Ary hoy Davida: Hanisy soa an'i Hanona, zanak'i Nahasy, aho, fa soa no nataon'ny rainy tamiko. Ary Davida naniraka olona hitsapa alahelo azy noho ny amin-drainy. Ary tonga tany amin'i Hanona tany amin'ny tanin'ny Amonita ny mpanompon'i Davida hitsapa alahelo azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 19

Jereo 1 Tantara 19:2 amin'ny teny manodidina.