1 Tantara 2:52 MG1865

52 Ary Sobala, razamben'ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:52 amin'ny teny manodidina.