1 Tantara 2:53 MG1865

53 ary ny fokon'i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin'ireo no nihavian'ny Zoraita sy ny Estaolita.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:53 amin'ny teny manodidina.