1 Tantara 20:3 MG1865

3 Ary dia navoakany koa ny olona izay tao, ka nasiany tamin'ny tsofa sy tamin'ny fangao-by lehibe sy ny famaky; toy izany no nataon'i Davida tamin'ny tanànan'ny taranak'i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 20

Jereo 1 Tantara 20:3 amin'ny teny manodidina.