1 Tantara 20:4 MG1865

4 Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin'ny Filistina tao Gazera; tamin'izany no namonoan'i Sibekay Hosatita an'i Sipay, izay isan'ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 20

Jereo 1 Tantara 20:4 amin'ny teny manodidina.