1 Tantara 20:5 MG1865

5 Ary dia nisy ady tamin'ny Filistina indray ary Elanana, zanak'i Jaira, namono an'i Lamy, rahalahin'i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon'ny mpanenona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 20

Jereo 1 Tantara 20:5 amin'ny teny manodidina.