1 Tantara 20:6 MG1865

6 Ary nisy ady indray tao Gata; ary tao nisy lehilahy vaventibe izay enin-drantsana, ka dia efatra amby roa-polo no isan'ny rantsan-tànany sy ny rantsan-tongony; ary izy koa mba isan'ny taranaky ny Refaita.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 20

Jereo 1 Tantara 20:6 amin'ny teny manodidina.