1 Tantara 20:8 MG1865

8 Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 20

Jereo 1 Tantara 20:8 amin'ny teny manodidina.