1 Tantara 21:1 MG1865

1 Ary Satana nitsangana hampidi-doza tamin'ny Isiraely ka nanome saina an'i Davida hanisa ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:1 amin'ny teny manodidina.