1 Tantara 21:22 MG1865

22 Ary hoy Davida tamin'i Araona: Mba omeo ahy amin'izay tokom-bidiny ity famoloana ity hanorenako alitara ho an'i Jehovah; omeo ahy izy, mba hitsaharan'ny areti-mandringana tsy hamely ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:22 amin'ny teny manodidina.