1 Tantara 21:23 MG1865

23 Fa hoy Araona tamin'i Davida: Ento ary ho anao, ary aoka ny mpanjaka tompoko hanao izay sitrany; indro, omeko koa ny omby ho fanatitra dorana ary ny fivelezam-bary ho kitay ary ny vary tritika ho fanatitra hohanina; foiko avokoa izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:23 amin'ny teny manodidina.