1 Tantara 21:24 MG1865

24 Fa hoy Davida mpanjaka tamin'i Araona: Tsia, fa hovidiko mihitsy araka izay tokom-bidiny; fa tsy haka izay anao ho an'i Jehovah aho ary tsy hanatitra fanatitra dorana amin'izay azoko fotsiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:24 amin'ny teny manodidina.