13 Ary amin'izany dia hambinina ianao, raha mitandrina hankatò ny lalàna sy ny fitsipika izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ho an'ny Isiraely; mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po.
Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22
Jereo 1 Tantara 22:13 amin'ny teny manodidina.