1 Tantara 22:14 MG1865

14 Ary, he! fa na dia be fahoriana aza aho, dia nahavory talenta volamena iray hetsy sy talenta volafotsy iray tapitrisa ary varahina sy vy betsaka tsy hita lanja ho enti-manao ny tranon'i Jehovah; ary efa nahavonona hazo sy vato koa aho; ka dia ampionao kosa ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:14 amin'ny teny manodidina.