1 Tantara 23:17 MG1865

17 Ary tamin'ny zanakalahin'i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak'i Rehabia dia maro indrindra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:17 amin'ny teny manodidina.