1 Tantara 25:1 MG1865

1 Ary ny taranak'i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan'i Davida sy ireo komandin'ny miaramila ho amin'ny fanompoana mba haminany amin'ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan'ny mpanao araka ny fanompoany avy:

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 25

Jereo 1 Tantara 25:1 amin'ny teny manodidina.