1 Tantara 25:2 MG1865

2 Tamin'ny zanakalahin'i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak'i Asafa, nofehezin'i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan'ny mpanjaka azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 25

Jereo 1 Tantara 25:2 amin'ny teny manodidina.