1 Tantara 25:3 MG1865

3 Tamin'i Jedotona, ny zanany dia Gedalia sy Zery sy Jesaia sy Hasabia ary Matitia, enin-dahy ireo ka nofehezin'i Jedotona rainy, izay naminany tamin'ny lokanga hidera sy hisaotra an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 25

Jereo 1 Tantara 25:3 amin'ny teny manodidina.