1 Tantara 26:16 MG1865

16 An'i Sopima sy Hosa ny andrefana mbamin'ny vavahady Saleketa amin'ny lalana miakatra; ary dia feno avokoa ny fiambenana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:16 amin'ny teny manodidina.