1 Tantara 26:17 MG1865

17 Ny atsinanana nisy Levita enina, ny avaratra nisy efatra Isan'andro, ny atsimo nisy efatra isan'andro, ary ny trano firaketana nisy efa-dahy nizara ho roa avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:17 amin'ny teny manodidina.