1 Tantara 26:25 MG1865

25 Ary ny rahalahiny avy tamin'i Eliezera dia Rehabia, zanak'i Eliezera, sy Jesaia, zanak'i Rehabia, sy Jorama, zanak'i Jesaia, sy Zikry, zanak'i Jorama, ary Selomota, zanak'i Zikry.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:25 amin'ny teny manodidina.