1 Tantara 26:26 MG1865

26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no tonian'ny zavatra nohamasinina ho rakitra, dia Izay nohamasinin'i Davida mpanjaka sy ny lohan'ny fianakaviana ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ary ny komandin'ny miaramila.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:26 amin'ny teny manodidina.